Tuléar & ToliaraToliara
Actualités locales de la capitale du sud-ouest.
Allée des Baobabs Morondava Moov.Mg
TOURISME - Toliara continue d’attirer les vacanciers L'Express de Madagascar
Street Art : Quand un artiste réunionnais initie Madagascar Le Quotidien de La Réunion
Résultats baccalauréat 2026 Toliara Moov.Mg
TOLIARA - La foire de l’économie verte et bleue à l’honneur L'Express de Madagascar
Vara Mada - Le programme MIANATRA démarre dans 27 écoles à Toliara Moov.Mg
ATSIMO ANDREFANA - La saison des baleines s’ouvre L'Express de Madagascar
MORONDAVA - Les Nations unies misent sur la Caravane de la Paix L'Express de Madagascar
Consolidation de la Paix à Madagascar Moov.Mg
Trois semaine pour faire venir un investisseur à Morondava pour les études techniques préalables à la réhabilitation de SIRANALA 2424.mg
Atsimo-AndrefanaFaritra Atsimo Andrefana
Région du sud-ouest malgache.
Madagascar - Indice des Solutions et de Mobilité - Grand Sud – Ambovombe - Androy et Ampanihy Ouest (02 au 11 avril 2026), Round 1 ReliefWeb
Athlétisme : Atsimo Andrefana domine les championnats nationaux des jeunes Moov.Mg
Atletisma – Mada 2026: Norombahan’ireo atleta an’Atsimo Andrefana ny volamena Newsmada
SOMMET NATIONAL POUR LES JEUNES - Atsimo Andrefana prend le pouvoir L'Express de Madagascar
Plan de Développement Local Inclusif et Intégré PDLII Atsimo Andrefana et Androy Moov.Mg
Trafic de tortues - Quatre personnes arrêtées dans l’Androy et l’Atsimo-Andrefana Moov.Mg
ATSIMO ANDREFANA - La saison des baleines s’ouvre L'Express de Madagascar
CYCLONE - Madagascar choisit Pitsana L'Express de Madagascar
NAVIGATION - Un bateau suspect rôde dans la zone Atsimo Andrefana L'Express de Madagascar
Météo Samba aujourd'hui (Atsimo-Andrefana Region) - Météo heure par heure gratuite Madagascar Météocity
MadagascarMadagasikara
L'actualité nationale.
Carburants : 60 millions de litres de gasoil mobilisés pour sécuriser l’approvisionnement Madagascar-Tribune.com
Ministère de la Justice : trois magistrats et quinze agents pénitentiaires suspendus Madagascar-Tribune.com
Madagascar au COP17 de l'UNCDD Moov.Mg
Madagascar : le ministère de la Justice suspend 3 magistrats et 15 agents pénitentiaires Anadolu Ajansı
À Madagascar, l’Assemblée nationale est réunie depuis le 25 août 2026 en session extraordinaire pour examiner sept projets de loi. L’institution est sous le feu des critiques, en particulier de la Gen Z, qui lui repro…
À Madagascar, l’Assemblée nationale est réunie depuis le 25 août 2026 en session extraordinaire pour examiner sept projets de loi. L’institution est sous le feu des critiques, en particulier de la Gen Z, qui lui reproche de ne pas jouer son rôle de contre-pouvoir. Alors que les revendications pour sa dissolution se multiplient, le président de la chambre basse a tenté de défendre le travail et l’intégrité des députés en début de semaine.
Madagascar au FIFAe Continental Championship Africa 2026 Moov.Mg
Nizara vaovao ny tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Rakotondrina Volafelana Marinah. Nambarany ny momba ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpianatra nivoaka teny amin’…
Nizara vaovao ny tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Rakotondrina Volafelana Marinah. Nambarany ny momba ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpianatra nivoaka teny amin’ny Ecole normale supérieure (ENS) andiany faharoa. Misy olona mahatratra 211 voakasika ka eo am-pikirakirana ny fifanarahana arakasa ny DRH ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ary efa nalefa visa eny anivon’ny minisitera mpiara-miasa izany. Hahazo « notification » ireo izay vita ny fifanarahana arakasany. Ho an’ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo ENF (Enseignant non fonctionnaire), efa mandeha ny ampahibemaso amin’izao fotoana izao. Tanteraka amin’ny 50% izany, mbola misy kosa no tsy nahavita ny azy. Ireo efa nahatontosa ny azy kosa ka nahatonga ny antontan-taratasy eny amin’ny DHR, miroso amin’ny fikirakirana ny fifanarahana arakasa avy hatrany ny tomponandraikitra, ary hahazo izany ireo nahazoana visa.
Ho an’ny fandraisana taona 2026, havoakan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny lisitr’ireo voafantina hanaraka ny fiofanana proximité ary hanaraka ny fifanarahana arakasa.
Vonjy
Hifarana anio, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny foaraben’ny fahasalamana iraisam-pirenena izay hetsika niatomboka ny talata lasa teo, nokarakarain’ny Adventist World Radio (AWR), notarihin’ ny filohany, Jim Ho…
Hifarana anio, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny foaraben’ny fahasalamana iraisam-pirenena izay hetsika niatomboka ny talata lasa teo, nokarakarain’ny Adventist World Radio (AWR), notarihin’ ny filohany, Jim Howard, mpanao asa fanompoana maneran-tany. Mifototra amin’ny fanakaikezana sy ny fanamorana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny vahoaka ny tanjona. Mandritra izany, misy ny tolotra maimaimpoana fanamboarana nify, fitiliana maso sy fizarana solomaso, fanentanana sy fampianarana fomba fiaina ara-pahasalamana. Eo koa ny fitsaboana zaza, fanaraha-maso ny vehivavy bevohoka, échographie. Misy koa ny fitiliana diabeta, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza ary ny VIH. Ankoatra izay ny fizarana fanafody maimaimpoana.
Mifanaraka amin’ny laharam-pahamehan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ity hetsika ity satria tafiditra ao anatin’ny paikady fisorohana sy fitsaboana. Misy koa ny fizarana traikefa ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana, hanamafisana ny fahaiza-manao. Nanana solontena nandritra ny fanokafana ny primatiora, tamin’ny alalan’ny mpikambana eo anivon’ny kabinetra misahana ny diplomasia sy ny fifandraisana iraisam-pirenena, Ranaivoarisoa Rojo.
« Manamafy hatrany ny minisiteran’ny Fahasalamana fa zava-dehibe ny fiaraha-mientana amin’ireo mpiara-miombon’antoka hahafahana mamaly amin’ny fomba mahomby ireo filana ara-pahasalamana, ny fanakaikezana ny tolotra ara-pahasalamana
amin’ny vahoaka, ny fisorohana ny aretina ary ny fanatsarana ny kalitaon’ny fitsaboana, hoy ny sekretera jeneraly », Dr. Randrianambinina Ephraïm Stephanson.
Vonjy
Haharitra roa andro ny fivoriana andiany faharoa, eto Antananarivo, izay fihaonamben’ny mpikaroka sy tanora mpikaroka eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Hahafahany mifanakalo traikefa amin’ny olana sy ny vahaolana iom…
Haharitra roa andro ny fivoriana andiany faharoa, eto Antananarivo, izay fihaonamben’ny mpikaroka sy tanora mpikaroka eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Hahafahany mifanakalo traikefa amin’ny olana sy ny vahaolana iombonana ny hetsika.
Ny Fondation de l’innovation pour la démocratie, amin’ny alalan’ny laboratoire Océan indien no mpikarakara ny hetsika. Mampisongadina ny traikefa ananan’ny tanora vao misehatra amin’ny fikarohana aty amin’ ny ranomasimbe Indianina ny fihaonana.
« Tombony ho an’i Madagadikara ny fifandraisan’ny tanora malagasy mpikaroka sy vahiny amin’ny fifanakalozana traikefa amin’ny famahana olana mety iombonana fa tsy mitovy ny fomba ampiasaina. Tsy mitovy koa ny olana indraindray ka zava-dehibe ny fifaneraserana, ahafahana mivoatra sy manatsara ny fikarohana ataon’ny tanora malagasy », hoy ny talen’ny fikarohana sy ny haivao eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Josie Dominique, omaly, teny Ambodivona.
Lohahevitra iarahan’ny mpikaroka ny demokrasia « substantive ». Tsy mionona amin’ny fanaovana fifidianana fotsiny ny demokrasia. Raha te hampandroso firenena dia mila manakaiky vahoaka ka omena sehatra izy ireo hiteny, ohatra, amin’ny lafiny tontolo iainana. Vahoaka no miandraikitra voalohany ny tontolo iainana, mpisitraka ny tombontsoa nefa koa mety manimba azy. Ampandraisina anjara amin’ny demokrasia « substantive » izy ireo vao afaka miroso amin’ny fandrosoana ary omena andraikitra bebekokoa amin’ny fikajiana izany.
Demokrasia « substantive », midika hoe, ireo vahoaka eny ifotony no miteny. Ahitana ny mpitrandraka ala, mpanjono, mpanao arina… mpampiasa ny tontolo iainana amin’ny zavatra tsotra amin’ny fiainany. Iaraha-miasa aminy ny zava-dretra ho tody amin’ny tanjona fampandrosoana iarahana, araka ny fanazavan’ny mpampianatra mpikaroka ao amin’ny foibem-pikarohana nasionaly momba ny tontolo iainana, Ramisandrazana Rakotoariseheno.
Politikam-panjakana ankehitriny ny manohana ny fikarohana mifantoka amin’ny fikarohana manakaiky vahoaka, miseho amin’ny firaisan’ny mpikaroka miaraka amin’ny mpisehatra ifotony manohana ny tanora hampahafantatra ny voka-pikarohany.
Vonjy
Tarika anisan’ny manana mpamoron-kira maro ny Rebika. Manahirana azy ireo hatrany ny fisafidianana izay hira halahatra, indrindra rehefa fampisehoana goavana. “Ho lava dia lava ny fampisehoana, satria hira tsy lats…
Tarika anisan’ny manana mpamoron-kira maro ny Rebika. Manahirana azy ireo hatrany ny fisafidianana izay hira halahatra, indrindra rehefa fampisehoana goavana. “Ho lava dia lava ny fampisehoana, satria hira tsy latsaky ny 70 no hataonay, izany aza ahina misy mbola andrasan’ny mpankafy tsy voalahatra ao”, hoy ny nambaran’i Nix, omaly. Mandritra ilay fampisehoana hotontosain’ny tarika Rebika, ny alahady 30 aogositra izao, etsy amin’ny Kianjan’ny sekoly Esca Antanimena io. Tonga nijery ny fanombohan’ny fanomanana ny tarika, no nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety.
“Efa mandeha tsara ny fanomanana, indrindra avy aty aminay. Ny lafiny ara-teknika efa narindra hifanaraka amin’ ny hangezan’ny fampisehoana”, hoy ny nambaran’i Rivo. Anisan’ny nahafaly ny mpankafy ny tarika tato ho ato ny nahitana azy indray niaka-tsehatra, rehefa niato fotoana elaela. “Io ihany ny fampisehoana goavana ankalamanjana eto Antananarivo amin’ity taona ity”, hoy kosa i Nix, izay efa eto an-tanindrazana hiatrika izany. Nanamafy i Heritiana fa sarotsarotra kokoa ny fahitan’ izy ireo fotoana iarahana toy izao, kanefa natao ambony
ny fangatahan’ny mpankafy. “Fanamby hafa indray ho anay ny eto amin’ity toerana ity. Efa maro no niarahana tamin’ny tarika Rebika ary nety foana izany, ka hatsaraina hatrany”, hoy kosa ny mpikarakara avy ao amin’ny Lax Pro.
Zo ny Aina
Articles agrégés depuis 10 sources (BBC Afrique, France 24, Google Actualités, L'Express de Madagascar…). Toliara.org n'est pas l'auteur de ces contenus.