Toliara Vaovao

Ino vaovao any? — Cliquez sur un titre pour lire l'article. Tuléar, Atsimo-Andrefana et Madagascar.

30 articles Mis à jour le 9 août 2026

Dernière mise à jour : 9 août 2026

Tuléar & ToliaraToliara

Actualités locales de la capitale du sud-ouest.

10 articles

La musique comme moyen de rallier Madagascar et le pays basque, dans le sud-ouest de la France : c'est comme cela que Juliette Magnevasoa, chanteuse franco-malgache de 27 ans, conçoit son art. À travers son premier EP…

La musique comme moyen de rallier Madagascar et le pays basque, dans le sud-ouest de la France : c'est comme cela que Juliette Magnevasoa, chanteuse franco-malgache de 27 ans, conçoit son art. À travers son premier EP, Guitare nouée sur corps étanche, aussi bien que son album de reprises (Les routines), la jeune femme retrace son histoire faite de déchirements et de ruptures, toujours avec une grande poésie. 

Lire sur RFI →

Madagascar, Tuléar (2018) IMDb

Vara Mada - Le programme MIANATRA démarre dans 27 écoles à Toliara Moov.Mg

ATSIMO ANDREFANA - La saison des baleines s’ouvre L'Express de Madagascar

Consolidation de la Paix à Madagascar Moov.Mg

MORONDAVA - Les Nations unies misent sur la Caravane de la Paix L'Express de Madagascar

Trois semaine pour faire venir un investisseur à Morondava pour les études techniques préalables à la réhabilitation de SIRANALA 2424.mg

Indice de Qualité de l'Air (IQA) à Tuléar et Pollution de l'Air en Madagascar IQAir

PRRM : Michaël Randrianirina en déplacement à Morondava Midi Madagasikara

SIRANALA - Le colonel Randrianirina annonce un nouvel investisseur L'Express de Madagascar

Atsimo-AndrefanaFaritra Atsimo Andrefana

Région du sud-ouest malgache.

10 articles

Météo Besavoa aujourd'hui (Atsimo-Andrefana Region) - Météo heure par heure gratuite Madagascar Météocity

Athlétisme : Atsimo Andrefana domine les championnats nationaux des jeunes Moov.Mg

Atletisma – Mada 2026: Norombahan’ireo atleta an’Atsimo Andrefana ny volamena Newsmada

SOMMET NATIONAL POUR LES JEUNES - Atsimo Andrefana prend le pouvoir L'Express de Madagascar

La musique comme moyen de rallier Madagascar et le pays basque, dans le sud-ouest de la France : c'est comme cela que Juliette Magnevasoa, chanteuse franco-malgache de 27 ans, conçoit son art. À travers son premier EP…

La musique comme moyen de rallier Madagascar et le pays basque, dans le sud-ouest de la France : c'est comme cela que Juliette Magnevasoa, chanteuse franco-malgache de 27 ans, conçoit son art. À travers son premier EP, Guitare nouée sur corps étanche, aussi bien que son album de reprises (Les routines), la jeune femme retrace son histoire faite de déchirements et de ruptures, toujours avec une grande poésie. 

Lire sur RFI →

Plan de Développement Local Inclusif et Intégré PDLII Atsimo Andrefana et Androy Moov.Mg

Trafic de tortues - Quatre personnes arrêtées dans l’Androy et l’Atsimo-Andrefana Moov.Mg

ATSIMO ANDREFANA - La saison des baleines s’ouvre L'Express de Madagascar

Navigation - Un bateau suspect rôde dans la zone Atsimo Andrefana MSN

CYCLONE - Madagascar choisit Pitsana L'Express de Madagascar

MadagascarMadagasikara

L'actualité nationale.

10 articles

à Madagascar, la franc-maçonnerie victime des rumeurs Hiram.be

Dialyse : un allègement des coûts en perspective Madagascar-Tribune.com

- TF1+

Etat d'urgence énergétique pour une durée de 15 jours (Officiel). Afriquinfos

Madagascar prolonge l’état d’urgence énergétique de quinze jours LSi Africa

Nifarana omaly ny kongresim-paritry ny antoko HVM, natao tany Ambatondrazaka. Anisan’ny nitondrana hevitra tamin’izany ny momba ny fiainam-pirenena. Nanao fitakiana maromaro ny ekipan-dRajaonarimampianina Hery. «Mitak…

Nifarana omaly ny kongresim-paritry ny antoko HVM, natao tany Ambatondrazaka. Anisan’ny nitondrana hevitra tamin’izany ny momba ny fiainam-pirenena. Nanao fitakiana maromaro ny ekipan-dRajaonarimampianina Hery.

«Mitaky ny fahadi­von’­ny fitondrana izahay. Takinay koa ny fametrahana ny fanjakana tan-dalàna, ny fahadiovan’ny fifidianana, ny fahadiovan’ny fitantanana raharaham-pirenena », hoy ny filoha nasionaly, Rakotovao Rivo, tamin’ny famaranana izany kongresy izany. Tafiditra ao anatin’izany koa ny hanajana ny fisarahan’ny fahefana sy ny fanajana ny lalàna velona, indrindra ny Lalàmpano­renana. Nohitsin’ny HVM fa tsy vitan’ny fitondrana teo aloha sy tsy nataony izany ka anton’ny tolona natao sy hanohanan’izy ireo izao fanavaozana izao. Tsy tonga lafatra akory izao fitondrana izao ary anaty fotoana sarotra ka antony hanoloran’izy ireo hevitra.
Anisan’ny niadiana hevitra tamin’ity kongresy ity ny momba ny rafitra itondrana ny firenena. Mazava ny an’ny HVM fa hofidiana ny Lalàm­panorenana ary tsy tokana izany. « Hita eo ny fironan’ny hevitry ny maro sy ny mahasoa ny vahoaka. Aoka tsy hoterena sahady fa tsy maintsy rafitra federaly na rafitra fanjakana tokana. Fanelinge­lenana ny demokrasia ny faneriterena tahaka izany », hoy ihany izy ireo.
Fanajana fotoana

Etsy andaniny, notsiahivin’ny antoko fa nanahirana ny momba ny Ceni. Anisan’ny tolo-kevitr’izy ireo ny tokony hampahaleo tena izany. Miankina amin’ny fikaonandoha no hamaritana ny mahakasika io rafi-pifidianana io. Nanterin’ny HVM fa tsy maintsy hatsaraina ny fifidianana ary havaozina ny fomba fanaovana politika. « Manam­a­loka amin’ny fomba fanaovana politika raha ny ratsy teo aloha no mbola haverina amin’izao fotoana izao », hoy izy ireo.
Nambaran’ny antoko fa tokony hojerena ny fifidianana depiote na senatera noho ny fanjakan’ny vola, ny tsimatimanota, ny tsy fanomezana toerana ny vehivavy sy ny tanora…
Etsy andaniny, notakian’ny mpikambana ny hanaovana ny fifidianana anaty fanajana ny fe-potoana hanatanterahana izany.

Synèse R.

Lire sur NewsMada →

Niditra tamin’ny andro fahatelo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny «Championnat des Nations», taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy sy lehilahy, ho an’ny faritra fahafito. Fihaonana notanterahina oma…

Niditra tamin’ny andro fahatelo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny «Championnat des Nations», taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy sy lehilahy, ho an’ny faritra fahafito. Fihaonana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Teo amin’ny U18 vehivavy, resin’i Madagasikara 1 tamin’ny seta 3 no ho 0 (25/22 ; 25/17 ; 25/19), i Maurice. Tsy niady mihitsy ny fihaonana fa nanjaka tamin’ny fahaizana mandrindra ny fanafihana ny tovovavy malagasy. Tsara ihany koa ny fiarovan-tena ary tsy betsaka ny baolina very. Nandritra ny seta telo nilalaovana, nirafitra tsara ny paikady napetraky ny mpanazatra ary hain’ireo mpilalao ny nampiasa izany.
Teo amin’ny lalao iray kosa, nomontsanin’i La Réunion tamin’ny seta 3 no ho 0 (25/7 ; 25/8 ; 25/21), i Madagasikara 2. Nanantombo tamin’ny fahaiza-manao sy ny tanjaka ny renionezy. Lava ihany koa ireo mpifanandrina ka nanahirana ny Malagasy ny naka azy ireo. Toy ny nanao fanazarantena fotsiny ry zareo renionezy, teo amin’ireo seta roa voalohany.

Tompondaka

Lire sur NewsMada →

Hanazatra ny ekipa U23 an’ny Al Merrick Soudan, ny Coach Rakotondrabe Romuald (Rôrô), ho an’ny taom-pilalaovana 2026-2027. Hameno ny tsy ampy amin’ny mpilalao maratra na mihena fahaizana ao amin’ny D1 izy. Nitondra fa…

Hanazatra ny ekipa U23 an’ny Al Merrick Soudan, ny Coach Rakotondrabe Romuald (Rôrô), ho an’ny taom-pilalaovana 2026-2027. Hameno ny tsy ampy amin’ny mpilalao maratra na mihena fahaizana ao amin’ny D1 izy.

Nitondra fanazavana mahakasika ny handehanany any Soudan, izay niteraka resabe tamin’ny tambajotran-tserasera, Rako­tondrabe Romuald (Coach Rôrô), omaly, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina. Nambarany tamin’ny fomba ofisialy fa raikitra ny fifanarahany amin’ny klioba Al Merrick. Tsy hanazatra ny ekipa zokiny, D1 izy fa ny U23. «Herintaona azo havaozina ny fifanarahana, arakaraka ny vokatra azo sy ny asa vita”, hoy izy.
Nohazavainy fa matihanina ny Al Merrick. Mitovy amin’ireny klioba goavana any Eoropa ireny. Ny mpilalao maratra na mihena ny fahaizany, alefa maka hery sy tanjaka ao amin’ny ekipa fiandry. Efa niaina izany ry Neymar tao amin’ny PSG, tamin’ny fotoanandrony. Izay rahateo no tadiavin-dry zareo ka andrasana aminy. Tsy nanafina ny Coach Rôrô: ny asa atao mitovy ihany fa ilay andraikitra amin’ny fitazomana ekipa no samy hafa. “Zava-dehibe amiko ny fandehanana any satria mahita zava-baovao hafa noho ny teto Mada­gasikara”, hoy izy.
Tsy nametraka fepetra goavana izy, raha ny voalazany. Nanaiky ny hitondrana teknisianina iray miaraka aminy ny Al Merrick. Tafiditra anatin’ny fifanarahana koa ny vady aman-janany. Tsy mbola na­na­mbara ny anaran’ilay teknisianina izy, ho fiarovana ilay olona. Mbola misy ny zavatra maro karakaraina. Izay no tsy mbola hiaingany hamonjy ny Al Merrick. Nifanojo ny zavatra notadiaviny sy ny irian’ity klioba any Soudan ity. Ny asa izany sisa andrasana aminy. Ankoatra izay, fantatra fa efa handoa ny ambin-karamany tamin’ny nitondrany ny Barea, ny federasionina malagasy (FMF), atsy ho atsy.

Tompondaka

Lire sur NewsMada →

Tokony hanatona tobim-pahasalamana avy hatrany raha misy tazo mahery, hoditra misy fery na mamorifotra, maso mena, kohaka na soritr’aretina hafa mampiahiahy fa mety ho kitrotro. Tokony hanaraka ny torohevitra omen’ny …

Tokony hanatona tobim-pahasalamana avy hatrany raha misy tazo mahery, hoditra misy fery na mamorifotra, maso mena, kohaka na soritr’aretina hafa mampiahiahy fa mety ho kitrotro. Tokony hanaraka ny torohevitra omen’ny mpiasan’ny fahasalamana. Tokony ho antoka fa manaraka ny fandaharam-potoanan’ny vaksiny ny ankizy.

Nandray fepetra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny BNGRC manoloana ireo tranga fisolokiana atao amin’ny anarany. Araka ny tatitra voaray, olona 2 no efa nampidirina am-ponja vonjimaika taorian’ny fisamborana azy ireo tao amin’ny distrikan’i Manakara. Manamafy ny BNGRC fa hitohy ny fanaraha-maso ary handray fepetra amin’ireo rehetra manao fisolokiana amin’ny anarany.

Nifarana omaly tao Miarinarivo ny atrikasa fandrafetana ny drafitry ny “Référentiel d’encadrement”, ho an’ireo mpanolotsaina pedagojika. Ity drafitra izay novolavolaina ity dia hatolotra hakan-kevitra amin’ireo mpanolotsaina pedagojika sy mpitantsoroka ifotony, alohan’ny hamoahana azy ho didy aman-dalàna sy hampahafantarana ary hampiharana azy eny ifotony.

Lire sur NewsMada →

Misy foara lehibe « Back to school expo Madagascar », natokana ho an’ny fidiran’ny mpianatra sy fitarihana amin’ny safidy ho an’ny lalam-piofanana ary ny asa mifandraika. Hanomboka ny 3 ka hatramin’ny 6 septambra ho a…

Misy foara lehibe « Back to school expo Madagascar », natokana ho an’ny fidiran’ny mpianatra sy fitarihana amin’ny safidy ho an’ny lalam-piofanana ary ny asa mifandraika. Hanomboka ny 3 ka hatramin’ny 6 septambra ho avy izao ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny hetsika. Tanjona ny hampivondrona ireo mpisehatra rehetra manampy ny tanora amin’ny fanomanana ny hoaviny anatin’ny tranoheva 200, araka ny fanazavan’ny mpitantana ny Nc Agency, Raharimandresy Anna, mpikarakara ny hetsika, omaly, teny Mahamasina.
Misy sehatra maromaro miaraka amin’ny lohahevitra mifandraika amin’ny mpianatra miandry ny mpitsidika. Varotra fitaovam-pianarana sy ny boky ary kojakoja samihafa miaraka amin’ny fihenam-bidy hatramin’ny 50% ho fanampiana ny ray aman-dreny.
Handray anjara koa ny oniversite sy ireo toeram-panofanana misy ho an’ny mpianatra hiditra amin’ny fampianarana ambony ahazoany misafidy lalam-piofanana. Manana sehatra manokana ao ny orinasa handray mpiasa tanora vaovao. Misy ny teknolojia ho an’ny fanabeazana, toerana manolotra fiofanana hifehezana ny IA sy ny sekoly manana fampianarana « en ligne » rehetra. Tranoheva iray manokana hanome torolalana momba ny sekoly misy mifandraika amin’ny asa misarika ilay olona.
Mandritra ny hetsika, mandray fitaovam-pianarana avy amin’ny malala-tanana ny mpikarakara hanampiana ireo mpianatra sahirana ara-pivelomana eny amin’ny EPP eto Antananarivo Renivohitra. Hiara-hiasa amin’ny kaominina izy ireo.

Vonjy

Lire sur NewsMada →

Articles agrégés depuis 10 sources (BBC Afrique, France 24, Google Actualités, L'Express de Madagascar…). Toliara.org n'est pas l'auteur de ces contenus.